- Este event ha pasado.
Eo am-pon’ny demokrasia
16 Mayo • 15:00 EAT

Salama e,
👉Moa va fantatrareo fa ny 17 mey dia andro maneran-tany amin’ny ady amin’ny fanilikilihana eo amin’ny sehatrin’ny miralenta sy ny firona ara-pananahana miavaka ?
Andao isika hihaona ny 16 mey hiresaka momban’izany ary indrindra hiresaka ny anjara toeran’ny koira amin’ny sehatra ara-tsosialin’ny firenena miaraka amin’ny lohahevitran’ity taona ity hoe “Eo am-pon’ny demokrasia”.
📍 Aiza : Madagascar Underground
⏰ Rahoviana : 16 mey 2026 amin’ny 3h folak’andro
—-
Bonjour,
👉 Vous saviez que le 17 mai, c’est la Journée Mondiale de la lutte contre l’homophobie, la transphobie et la biphobie ?
Parlons-en le 16 mai et surtout abordons la place des queers dans le contexte social du pays avec comme thème cette année : “Au cœur de la démocratie”
📍 Où : Madagascar Underground Antsahavola
⏰ Quand : 16 mai 2026 à 15h
Detalles
- Fecha:
- 16 Mayo
- Hora:
-
15:00 – 18:00 EAT
- Categoría del Event:
- Awareness activity
Organiser
Location
- Nombre del lugar
- Madagascar Underground
- Dirección
-
18 Lalana Rainitovo
Antananarivo, Madagascar + Google Map